ANKALAZAO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ankalazao ny Tompo derao ny Ray
F'Izy no nitantana antsika hatramin'izay
Na dia teo aza cgaa ny heloka sy ny tononkira.serasera.org fahotana
Dia namindra fo ny Ray tsy nanisa hadalana
2-Isika rehetra izao no tahin'ny Ray
Ka nahatsapa ny hatsarany hatramin'izay
Dia aoka hanandram-peo ,hanainga hira vao
Hiventy fhzy hosana ho an'ilay Mpanavotra
-Ny voninahitra anie, dera laza koa
Ho Anao ry zoky be famindram- po
Efa Anao izany, ary mbvgpk ho Anao hatrany
Ka aza lavinao fa vokatrin'ny fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1487
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 28/01/2024 18:18