MAHARETA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Eny an-dalam-panompoana
Hisedrana fitsapana bpfm mahamay
Aza mora kiva foana
Fa ny Tompontsika tia mandrakizay
2_Hey! mamakivaky onja
Ity Sambo izay mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA ho tody sy ho tafitasoa any
-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita ny yshdskn atao
Lala-marina, sy tsara no tiany tononkira.serasera.org MBA hizoranao
Tano mafy ny finoana ho ampinga ho entinao
Aza kivy mahareta bqmeax paradisa ho anao
Hisedrana fitsapana bpfm mahamay
Aza mora kiva foana
Fa ny Tompontsika tia mandrakizay
2_Hey! mamakivaky onja
Ity Sambo izay mitondra antsika ity
Mila vavaka mafonja
MBA ho tody sy ho tafitasoa any
-Andriamanitra tsy Jamba
Fa mahita ny yshdskn atao
Lala-marina, sy tsara no tiany tononkira.serasera.org MBA hizoranao
Tano mafy ny finoana ho ampinga ho entinao
Aza kivy mahareta bqmeax paradisa ho anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 1346
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 23/12/2023 17:18
