Ndeha (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-Ndeha mahereza torio ny ddsup teny soa
F'izany no baiko nomeny Jesosy ho antsika
Ndeha ambarao eram-bazan-tany koa
Ny famindram-pony sy ny fitiavany antsika
- Vonjeo reo mahantra sy mahonena eh eh!
Torio azy ireo ny famonjena tononkira.serasera.org eh eh!
Ny fiainana an-tany hiaraha-mahita
Manjaka tokoa ireo mahitahita
Ireo zay madinika hodian-tsy hita
Fa ny ambony ihany dia samy vita.
" Tandremo! Tandremonao izao
Fa ianao izao anie no fanasin'ny tany"
-Ndeha mitsangana ndeha ary mahereza eh!
Hamonjy sy hanafaka'reo ondry izay naniasia
Ndeha avereno ao am-balan'ny Ray eh!
Reo ondry nania sondriana variana foana ety.
- Hampaherezo ireo trotraky ny ady eh!
Ambarao azy ny ampinga tena bkym kiady eh!
Ka aoka ianao mba ho jsvphfn mendrika
Ny voninahitr' Andriamanitra
Sao indray ianao no andraraka
Ilay ilo-mby dohan'ny Tompontsika.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1104
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/08/2023 19:06