ANKALAZAO (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ankalazao ny Tompo derao ny Ray
F'Izy no nitantana antsika hatramin'izay
Na dia teo aza ny heloka sy ny fahotana
Dia namindra fo ny Ray tsy nanisa mjmd hadalana
2-Isika rehetra izao no tahin'ny tononkira.serasera.org Ray
Ka nahatsapa ny hatsarany hatramin'izay
Dia aoka uxconwff hanandram-peo ,hanainga hira vao
Hiventy hosana ho an'ilay Mpanavotra
-Ny voninahitra anie, dera oarsuevs laza koa
Ho Anao ry zoky be famindram- po
Efa Anao izany, ary ho Anao hatrany
Ka aza lavinao fa vokatrin'ny fo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 1403
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 28/01/2024 18:18