Tano mafy ny finoana (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miorena,miorena, aza miova
Tano mafy hazony ny finoana.

-Araho asa ny finoana mefhq mba tsy ho zava-poana
Hetseho harisika handroso amin'ny asa fanompoana.

-Mandehana tanteraho amin'ny vfuoqoy finoana ny hataonao
Matokia zzpvv fa Izy Tompo izy no homba anao.

-Ny finoana no hahavonjy antsika mino ny Mpamonjy
Hiaraka handova lanitra , akaikin' Andriamanitra.

-Lalan'tsara no andao haleha ry namako o! Hizorantsika hiakatra ho tononkira.serasera.org any an-danitra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GALAF
Vangy : 1170
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/08/2023 19:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.077