Aina no fetra (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo sy ny saina atokana ho Anao
Raha mbola miaina ety izahay
‘Zay no fifaliako , ‘zay no mampiadana ahy
Tsy misy tsy foiko ho Anao ry Ray tsitoha
[Mamiko e ry Jesoa ] ny fitiavanao
[Zay namonjena] , anay zanany
[Raha mbola miaina ka tsy maty ety
Mbola hihira ho Anao] zahay ry Jesoa tia
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra hitiavako Anao
Zao no xvpiha faniriana, zao no vetson’ny fo
Ho Anao ihany ny andro sisako
Tano aho ry uecjx Jesoa mba ho akaikinao
Ny tononkira.serasera.org foko e ry Ray ho fiandrihananao
[Raha ho avy ny andro] zay hodiako
[Mbola hitsiky] ny tarehiko
[Na tsy hahateny ckih aza ny molotro
Mbola hihira ho Anao] ny saina sy ny fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1669
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ToovRabe
Daty : 21/02/2023 16:33