Aina no fetra (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo sy ny saina atokana ho Anao
Raha mbola miaina ety izahay
‘Zay no fifaliako , ‘zay no mampiadana ahy
Tsy misy tononkira.serasera.org tsy foiko ho Anao ry Ray tsitoha
[Mamiko e ry Jesoa ] ny fitiavanao
[Zay namonjena] , anay zanany
[Raha mbola miaina ka tsy maty ety
Mbola hihira ho Anao] zahay ry Jesoa tia
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry ulumqz Ray no fetra hitiavako Anao
Zao no faniriana, zao no vetson’ny fo
Ho Anao ihany ny andro sisako
Tano aho ry Jesoa mba ho akaikinao
Ny foko e ry mwwoyubb Ray ho fiandrihananao
[Raha nsgcnmu ho avy ny andro] zay hodiako
[Mbola hitsiky] ny tarehiko
[Na tsy hahateny aza ny molotro
Mbola hihira ho Anao] ny saina sy ny fo
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra hitiavako Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Visites : 1941
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ToovRabe
Date : 21/02/2023 16:33