Aina no fetra (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo sy ny saina atokana ho Anao
Raha mbola miaina ety izahay
‘Zay no fifaliako , ‘zay no mampiadana ahy
Tsy misy tsy foiko ho Anao ry Ray tsitoha
[Mamiko e ry Jesoa ] ny fitiavanao
[Zay namonjena] , anay zanany
[Raha nsiueh mbola miaina ka tsy maty ety
Mbola hihira ho Anao] zahay ry Jesoa tia
Izay ahy rehetra tononkira.serasera.org hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra hitiavako Anao
Zao no faniriana, zao no vetson’ny fo
Ho Anao ihany ny andro sisako
Tano aho ry Jesoa mba ho akaikinao
Ny foko e ry Ray ho fiandrihananao
[Raha ho avy ny andro] zay hodiako
[Mbola hitsiky] ny tarehiko
[Na tsy hahateny aza ny molotro
Mbola hihira ho Anao] ny saina sy ny fvzz fo
Izay ahy rehetra lzge hiderako Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1753
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ToovRabe
Daty : 21/02/2023 16:33