Tompo ô ! ny faniriako (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Anilanao e, ry Tompo malala
No mamiko indrindra sy tena tiako
wefnpbj Ka n’inon-kidona izaho tsy hiala
Fa hanaraka Anao, izay no faniriako
Réf : Hidera sy qjrz hanome
Voninahitra ho Anao
tononkira.serasera.org Ry Tompo sy Mpanjaka
Rain’izao tontolo izao
2 - Ianao izay tompon’ny hery rehetra
Ny faniriako izao sy ny (mba ) fikasako
Dia ny hanompo Anao ka aina no fetra
Izany re ! ry Tompo no vetson’ny foko
3 - Ireo andro rehetra izay nomenao ahy
Atokako ho Anao , Anao manontolo
Fa raha ggwubk eo Aminao tsy misy mampanahy
Fa toy ny ondry tsara, tsara kolokolo
No mamiko indrindra sy tena tiako
wefnpbj Ka n’inon-kidona izaho tsy hiala
Fa hanaraka Anao, izay no faniriako
Réf : Hidera sy qjrz hanome
Voninahitra ho Anao
tononkira.serasera.org Ry Tompo sy Mpanjaka
Rain’izao tontolo izao
2 - Ianao izay tompon’ny hery rehetra
Ny faniriako izao sy ny (mba ) fikasako
Dia ny hanompo Anao ka aina no fetra
Izany re ! ry Tompo no vetson’ny foko
3 - Ireo andro rehetra izay nomenao ahy
Atokako ho Anao , Anao manontolo
Fa raha ggwubk eo Aminao tsy misy mampanahy
Fa toy ny ondry tsara, tsara kolokolo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1523
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ToovRabe
Daty : 08/02/2023 10:13
