Nefa Matokia (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atỳ amin'izao tontolo izao no hahitanareoAty amin'izao tontolo izao no hahitanareo
Fahoriana, fahoriana
Nefa matokia, nefa matokia
Izaho efa naharesy izao tontolo izao
Atỳ amin'izao... izao tontolo izao
Soa ihany aho nampahoriana
Mba hianarako ny Didinao
Nataoko sanatria ny hamoy fo
Satria lanao efa tia ahy taloha
Satria efa nampafantarina ahy
Ilay hafa tsara lavitra
Ilay valin-kasasaran' ireo
Izay maharitra
Soa ihany...maharitra
Rakofy ny Herin'ny Fanahy Masinao
Handositra ireo fakam-panahy
Hananako tombon-dalana
Mandritry ny hazakazako ety
Fitsapana mivaivay ny etỳ
Nefa matokia, nefa matokia
Na voatsindrona aza ny aty fo
Nefa mahasoa lanao mankatoa
Ny hatsembohanao Izay mitete
Tsy mba indray mandeha, nefa maneke
Fa ilay valin-kasasaranao
Minoa ahy ianao, tena lehibe
Mihorohoro izao tontolo izao
(matokia x3)
Nefa matokia, nefa matokia
Fandringanana aza no hitanao
(matokia x3)
Nefa matokia, nefa matokia
Tonom-bavakao reny avokoa
(lay tsitoha x3)
lzy no eo aloha lay Tompo tsitoha
llay Tsitoha manome toky anao (ho anao)
Hanome anao fitsaharana (lay
fitsaharana)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 112
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nasnas
Daty : 01/06/2025 12:11
