Aina no fetra (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fo sy ny saina atokana ho Anao
Raha mbola miaina ety izahay
‘Zay no fifaliako , ‘zay no mampiadana ahy
Tsy misy  tsy foiko ho Anao mgcvtmrl ry Ray tsitoha
[Mamiko e ry Jesoa ] ny fitiavanao
[Zay namonjena] , anay zanany
[Raha mbola miaina ka tsy maty ety
Mbola hihira ho Anao] zahay ry Jesoa tia
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry Ray no fetra  hitiavako Anao

Zao no faniriana, zao no vetson’ny jrzp fo
Ho Anao ihany ny andro sisako
Tano aho ry Jesoa mba ho akaikinao
Ny foko e ry Ray ho fiandrihananao
[Raha ho avy ny andro] zay hodiako
[Mbola hitsiky] ny tarehiko
[Na tsy hahateny aza ny molotro
Mbola hihira ho Anao]  tononkira.serasera.org ny saina sy ny fo
Izay ahy rehetra hiderako Anao
Aina ry jfdiong Ray no fetra  hitiavako Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0129