Ny tanindrazanay (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lywle Miharatsy isan’andro ny fiainana an-tany
Jesosy ô ! Vonjeo re ny vhhuxxyh olonao
Mahantra, mijaly, marary , tomany e
Fa tsy misy antenaina ka manahy
Ny adim-piainana miha mafaitra
Mangidy tsy telina intsony izao
Dia kapoka ve ‘zao , savalin’ny ota e !
Nataonay sy ‘reo razanay
Tsy tanty tsy zakan’ny aina intsony (soloy e)
‘Ty kapoaka izay sotroinay
Mba midina Hianao Ray fa vonona hibebaka
Hiala amin’ny ratsy izahay
Mifona, mivalo mba mitalaho (ô mba vonjeo)
Ity tanindrazanay
Mba afaho ‘zahay e, sitrano re ny taninay e
Mba hizarao ‘lay fiadananao
Tsy foana Jesosy ô ny fanantenako
Raha mbola hisy koa ny farany
Finoako dia ‘zao e,
Raha mbola eo Hianao dia hoa avy ‘lay maraina vaovao
Mba omeo rariny ny vahoakanao
Satria dia Anao izao rehetra izao
Tsy ho lasan’ny hafa ity taninay e
Ho fadiranovan’indray
Mikiaka tononkira.serasera.org miantso ‘reo zaza noana
Tsy misy izay hitarainana
Fitafiana tsisy mangovitra indrisy
F’efa reraka izao fiainana izao
Miandrandra, mandohalika, mitalaho (ô mba vonjeo )
Ity tanindrazanay
Mba afaho ‘zahay e ! Sitrano re ny taninay otec e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1247
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ToovRabe
Daty : 21/02/2023 14:44