Ho aiza moa (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ory aho , ho aiza moa e (eo antongotrao)
No hany herin-janakao ry Raiko be fitia
Fa Andriamanitro Ianao, Mpamonjy sady koa Mpiahy
Mahita ny adin-tsaiko izay mahakivy ahy
Ka na mafy aza ny ady ety e (dia tsaroako foana)
Fa Ianao mihitsy no miady mafy ho ahy
Ka na misento aza aho sy mitomany indraindray
Dia tonga lanux Ianao mandrava ny aizi- mitatao

Réf : Ho aiza intsony moa fa hialoka eo ambany elatrao ry Ray
         Fa izao tontolo izao mamitaka ka zary mankalao
  tononkira.serasera.org        lmgqfvad Ko hivalozako raha sitrakao
         Hitalahoako eo bgyculc an-tongotrao
         Mba raiso re ny fiainako ka hanjakao (ho Anao )

BARIVOLA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0139