FENOY VAVAKA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
npwtioac 1-Fenoy vavaka tononkira.serasera.org ny fiainanao rehetra
Na maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny alina
Aza asiana fetra
Fa ny vavaka manova zavatra ,indrindra ny vavaka asandratr' izay mino marina(×2)
-Antsoy ny Fanahy hitoetra bjmsr aminao
Fanahin'ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy anao sy hanoro ihany koa
hasambatra anao ny vavaka ato.
2-Izay mivavaka amin' Andriamanitra
Na kely na lehibe, tanora sy antitra ,dia ho sambatra
Fa ny Ray mpahary manana làlana hitarihana ny olona mino matoky lskfu ny heriny .(×2)
-

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1200
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 06/03/2024 17:31