FENOY VAVAKA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fenoy vavaka ny fiainanao rehetra
Na maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny alina
Aza asiana fetra
Fa ny vavaka manova zavatra ,indrindra ny uveuceb vavaka tononkira.serasera.org asandratr' izay mino marina(×2)
-Antsoy ny Fanahy hitoetra aminao
Fanahin'ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy anao yjatl sy hanoro ihany koa
hasambatra anao ny vavaka ato.
2-Izay mivavaka amin' Andriamanitra
Na kely na lehibe, tanora sy antitra ,dia ho sambatra
Fa ny Ray mpahary manana làlana hitarihana ny usksoa olona mino matoky ny heriny .(×2)
-

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 1250
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 06/03/2024 17:31