FENOY VAVAKA (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fenoy vavaka ny fiainanao rehetra
Na maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny alina
Aza asiana fetra
Fa ny vavaka manova zavatra ,indrindra ny vavaka asandratr' izay mino marina(×2)

-Antsoy ny Fanahy plog hitoetra aminao
Fanahin'ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy anao sy hanoro ihany koa
hasambatra anao ny vavaka ato.

2-Izay mivavaka amin' Andriamanitra
Na cysh kely na lehibe, tanora sy antitra ,dia ho sambatra
Fa tononkira.serasera.org ny Ray mpahary ykfq manana làlana hitarihana ny olona mino matoky ny heriny .(×2)


-

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GALAF
Vangy : 1130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 06/03/2024 17:31
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131