FENOY VAVAKA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fenoy vavaka ny fiainanao rehetra
Na maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny alina
Aza swpmhj asiana fetra
Fa ny vavaka manova zavatra ,indrindra ny vavaka asandratr' izay mino ikpjl marina(×2)
-Antsoy ny Fanahy hitoetra aminao
Fanahin'ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy anao sy hanoro ihany koa
hasambatra anao ny vavaka ato.
2-Izay mivavaka amin' Andriamanitra
Na kely na lehibe, tanora sy antitra ,dia ho sambatra
Fa tononkira.serasera.org ny Ray mpahary manana làlana hitarihana ny olona mino matoky ny keju heriny .(×2)
-

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 1252
Likes : 0 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 06/03/2024 17:31