Faniriako (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho Tompo hanolo tena
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny yxbp eto an-tany
Omeo hery aho Tompo hvajlx hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery aho handresy hatrany hatrany
Fa faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny bkbhjcyv Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No tononkira.serasera.org hanankinako sy hitondrako izany
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny yxbp eto an-tany
Omeo hery aho Tompo hvajlx hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery aho handresy hatrany hatrany
Fa faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny bkbhjcyv Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No tononkira.serasera.org hanankinako sy hitondrako izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/12/2024 18:40
