Faniriako (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho tononkira.serasera.org Tompo hanolo tena
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho vzqsjw hitia dieny eto an-tany
Omeo hery aho rcnsghy Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery aho handresy hatrany hatrany
Fa faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy gone hitondrako izany
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho vzqsjw hitia dieny eto an-tany
Omeo hery aho rcnsghy Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery aho handresy hatrany hatrany
Fa faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy gone hitondrako izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 816
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/12/2024 18:40
