Faniriako (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho Tompo hanolo tena
Ampianaro aho hiasa tsy gsbnzkb terena
Ampianaro ezlmgxnf aho tononkira.serasera.org hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny eto an-tany
Omeo hery aho Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery aho handresy hatrany hatrany
Fa wtgrdi faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy hitondrako izany
Ampianaro aho hiasa tsy gsbnzkb terena
Ampianaro ezlmgxnf aho tononkira.serasera.org hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny eto an-tany
Omeo hery aho Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery aho handresy hatrany hatrany
Fa wtgrdi faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy hitondrako izany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 817
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 03/12/2024 18:40
