Faniriako (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho Tompo hanolo tena
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny tononkira.serasera.org eto nujggsm an-tany
Omeo hery aho Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery pzsfn aho handresy hatrany hatrany
Fa faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i twnd Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy hitondrako izany
Ampianaro aho hiasa tsy terena
Ampianaro aho hanompo Anao hatrany
Ampianaro aho hitia dieny tononkira.serasera.org eto nujggsm an-tany
Omeo hery aho Tompo hanefako
Omeo hery aho hiasa tsy hiato
Omeo hery aho tsy ho lavo ety an-tany
Omeo hery pzsfn aho handresy hatrany hatrany
Fa faniriana ihany Tompoko Malala
Anao ny Hery rehetra sy fahefana
Aminy Anaran'i twnd Jesosy IRERY ihany
No hanankinako sy hitondrako izany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 884
Likes : 0 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 03/12/2024 18:40
