Tiako loatra (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra, tiako loatra e ny fitiavaNao
Ry Jesoa, mamy loatra e ny eo anilaNao
Lavitry jeyfloht ny ahiahy, ravoravo ny fanahy
Tena ampy ho ahy tononkira.serasera.org tokoa ny fahasoavaNao
Tena soa, tsara loatra e ny fitantanaNao
Ny fiainanay, matoa nivoatra e dia notahiaNao
Na nisedra mahamay, nenjehina aza indraindray
Dia tsy lavo fa nijoro, vtkrmpq Ianao no niady ho anay
Ka mbola hatoky Anao, hifikitra AmiNao
Tsy misy mahavita anay afa-tsy Ianao ry Jesoa ikilonr tia
Ny velirano izay ataonay AmiNao
Tsy hivadika AmiNao izahay
MANDRAKIZAY DORIA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 70086
Mpankafy : 7 Ankafizo
Nampiditra : aronekesa
Daty : 29/09/2017 09:12