HAMAFISIKO ILAY DINA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa no mamisavisa Mieritreritra Anao
Ny andro koa efa hariva
Tsy hita izay hatao
Manina Anao ny foko,
ka misento mitoloko
Mahatsiaro ireo mafy izay niaretanao

Jeso xlbfdtqp inona no nataoko tononkira.serasera.org Anao
No indro nafoinao ho ahy hatramin'ny ainao rnyujmcn
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ilay dina
lanao irery vixlel Tompo ô

--------
Rohy:
Hevitra
mbahoirayihanyizyrehetra ( 16/04/2016 12:12)
Ianao irery Tompo ô no fiainako
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0915