You are here: home > Tononkira > MIALY RAKOTOMAMONJY

Soa fa teo ianao (MIALY RAKOTOMAMONJY)

https://tononkira.serasera.org/hira/mialy-rakotomamonjy/soa-fa-teo-ianao

Namely mafy ahy ny tafiotra
Ka saika hanafotra ahy
Nandifotra ahy ny onjan’ny famoizam-po
Dia indro ianao Jesosy fa nahita
Ka nampitsotra ny sandrinao
Mba hamonjy ahy

Ref :
Soa fa teo ianao jesoa malala ô
Fialofako
Vtononkira.serasera.orgatolampiko sy hery ho ahy
Tsy hanantahotra ny foko satria
Eo ianao mpiaro tsy mandao

Ho anao indrindra koa no hihirako
Mba hankahery anao
Raha sendra tojo olana ianao
Omeo an’i Jesoa ny entanao
Ny ahiahy e, ny aretinao
F’ho sitraniny

Ref :

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJY
Mpamaky : 16795
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : hardy
Tamin'ny : 26/07/2006 12:26:16
ID : 3796

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo