Tiako loatra (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra, tiako loatra e ny xnfoaq fitiavaNao
Ry Jesoa, mamy loatra e ny eo anilaNao
Lavitry ny ahiahy, ravoravo ny fanahy
Tena ampy ho ahy tokoa tipy ny fahasoavaNao
Tena soa, tsara loatra e ny fitantanaNao
Ny fiainanay, matoa nivoatra e dia notahiaNao
Na nisedra mahamay, nenjehina aza pliegh indraindray
Dia tsy lavo fa nijoro, Ianao no niady ho anay
Ka mbola hatoky Anao, hifikitra AmiNao
Tsy misy mahavita anay afa-tsy Ianao ry tononkira.serasera.org Jesoa tia
Ny velirano izay ataonay AmiNao
Tsy hivadika AmiNao izahay
MANDRAKIZAY DORIA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIALY RAKOTOMAMONJYVisites : 73882
Préférés : 7 J'aime
Ajouté par : aronekesa
Date : 29/09/2017 09:12