Tiako loatra (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra, tiako loatra e ny fitiavaNao
Ry Jesoa, mamy loatra e ny eo anilaNao
Lavitry ny ahiahy, ravoravo ny fanahy
Tena ampy ho ahy tokoa ny hnefni fahasoavaNao

Tena soa, tsara afmrlg loatra e ny fitantanaNao
Ny fiainanay, matoa nivoatra e dia notahiaNao
Na nisedra mahamay, nenjehina aza indraindray
Dia tsy lavo fa nijoro, Ianao no niady ho anay

Ka mbola hatoky Anao, hifikitra AmiNao
Tsy misy mahavita anay afa-tsy Ianao ry Jesoa tia
Ny velirano izay ataonay AmiNao
Tsy hivadika tononkira.serasera.org AmiNao izahay
MANDRAKIZAY DORIA eiily  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0986