Hamafisiko 'lay dina (ft Fara Andriamamonjy) (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa no mamisavisa
Mieritreritra Anao
Ny andro koa efa hariva tononkira.serasera.org tsy hita izay atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona no teohjzmc bhifio nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay bpew dina
Hianao irery Tompo ô no fiainako
Mieritreritra Anao
Ny andro koa efa hariva tononkira.serasera.org tsy hita izay atao
Manimanina Anao ny foko
Ka misento mitoloko
mahatsiaro ireo mafy izay niharetanao
Jesoa inona no teohjzmc bhifio nataoko Anao
No indro nafoinao ahy hatr@ ny ainao
Ny ato am-poko tsy hangina
Hamafisiko ’lay bpew dina
Hianao irery Tompo ô no fiainako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIALY RAKOTOMAMONJYHits : 10604
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/10/2004 07:33
