You are here: home > Tononkira > MIALY RAKOTOMAMONJY

Fitahiana mahatretrika (MIALY RAKOTOMAMONJY)

https://tononkira.serasera.org/hira/mialy-rakotomamonjy/fitahiana-mahatretrika-1

Fa nahona no dia sento sy tomany
No mba hasetrinao ny ankason'ity tany
Mahereza hatrakao ny loha
Mitrakà banjino ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy

Firifiry no mizaka toa anao
Misedra olana sy ady toa izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa ilay mpiandry tsara
Nampahery sy nikarakara

Ref: ô ô ô tsy nytononkira.serasera.org soa ihany anie
       No raisina amin'Andriamanitra
       Fa ny ratsy koa, miara miasa hahasoa
       ô ô ô na mamaky afo aza ianao
       Dia matokia fa mbola hivoaka
       Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA
  ............................................    
Na mamaky afo aza ianao
Dia matoki fa mbola hivoaka
Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJY
Mpamaky : 1092
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : aronekesa
Tamin'ny : 29/09/2017 07:23:38
ID : 10028

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo