You are here: home > Tononkira > MIALY RAKOTOMAMONJY

FANAHY MASINA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

https://tononkira.serasera.org/hira/mialy-rakotomamonjy/fanahy-masina-1

Fanahy Masina o ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Andray ny hery avy Aminao

Fanahy Masina o ! Mpitari-dalana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka tsy ho very maina anie izao fitononkira.serasera.orgvoriana izao

Mila Anao hameno ny fonay
Dia tarihonao koa ny fanahy
Hazavao ny eritreritray
Fanahy Masina รด ! fenoy, fenoy Anao zahay

Fanahy Masina o ! Mpanome fiainana
Meteza Ianao hameno anay anio
Tarihonao ny fo hanaiky hiasanao
Ka tsy ho very maina anie izao fivoriana izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJY
Mpamaky : 503
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mi_La
Tamin'ny : 22/02/2019 07:35:26
ID : 11413

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo