Tiako loatra (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra, tiako loatra tononkira.serasera.org e ny fitiavaNao
Ry Jesoa, mamy loatra e ny eo anilaNao
Lavitry ny ahiahy, ravoravo ny fanahy
Tena ampy ho ahy tokoa ny fahasoavaNao

Tena soa, tsara loatra e ny fitantanaNao
Ny fiainanay, matoa nivoatra e dia notahiaNao
Na nisedra mahamay, nenjehina aza indraindray
Dia tsy lavo fa nijoro, Ianao lkqny no niady ho anay

Ka mbola hatoky Anao, hifikitra AmiNao
Tsy nzdmbx misy mahavita anay afa-tsy Ianao ry Jesoa tia
Ny velirano izay phkxzpq ataonay AmiNao
Tsy hivadika AmiNao izahay
MANDRAKIZAY DORIA  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1411