You are here: home > Tononkira > MIALY RAKOTOMAMONJY

FITAHIANA MAHATRETRIKA (MIALY RAKOTOMAMONJY)

https://tononkira.serasera.org/hira/mialy-rakotomamonjy/fitahiana-mahatretrika-2

Fa nahoana no dia sento sy tomany
No mba asetrinao ny ankason’ity tany
Mahereza hatrakao ny loha
Mitrakà, banjino Ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy

Firifiry no nizaka toa anao
Nisedra olana sy ady toy izao
Fa noraisinytononkira.serasera.org ho anjara
Jesoa Ilay Mpiandry tsara
Nampahery sy Nikarakara

Réf : O !o !o ! tsy ny soa ihany anie no raisina amin’Andriamanitra
Fa ny ratsy koa miara-miasa hahasoa
O !o !o ! na mamaky afo aza ianao
Dia matokia fambola hivoaka
amin’ny fitahiana mahatretrika

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJY
Mpamaky : 373
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mi_La
Tamin'ny : 28/02/2019 12:35:34
ID : 11445

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo