You are here: home > Tononkira > MIALY RAKOTOMAMONJY

Omeo laka ny Fiderana (MIALY RAKOTOMAMONJY)

https://tononkira.serasera.org/hira/mialy-rakotomamonjy/omeo-laka-ny-fiderana-1

Misy olana ve no mitanondrika ianao
Aza kivy mitrakà, jereo jesoa dia mivavaha
Aza avela handresy anao ny adim-panahy
Aoreno ny finoana, fa Jesosy anie eo foana
Ka hoy aho hoe:

omeo laka ny fiderana ee,Omeo laka ny fiderana aa

Misy olana ve no mitanondrika ianao
Aza Tsiky dia ampykivy mitrakà, jereo jesoa dia mivavaha
Aza avela handresy anao ny adim-panahy
Aoreno ny finoana, fa Jesosy anie eo foana
Ka hoy aho hoe:
Zay olana ve (ho vahany zany e)
Aretina ve (sitraniny io)
Fahakiviana e (tsisy zany e)

Avelao hanjaka ny fifaliana
Jesosy no hiady f’ianao hangina

Omeo laka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJY
Mpamaky : 3354
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : iriana.ranaivo
Tamin'ny : 27/07/2017 10:53:08
ID : 9787

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo