FITIAVA-NAMANA (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nilaza tamiko izy fa vita hatreo
Ireo rehetra niainanareo
Sady izy hono efa leon’
Ny adiady teo,
Ka lasa izy, nanainga aninkeo

Fafao sflqij ny ranomasonao
Matokia ahy, izaho tsy hgnuyfb iza fa namanao
Vonona hanampy anao
Hanamaivana ny olanao.

   Tsy misalasala jgkkkrah manome tanana
   Sarobidy tononkira.serasera.org ny fitiava-namana
   Sady tsy mba miavona

Hadinoy re ’reo sorisorinao
Mitsikia dia andao isika hilalao
Ary ho tsapanao
Fa mbola mamy ny fiainanao
Avelao any ny sento sy tomany
Fa ny korana no ataontsika
Mameno trano.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalie Andriamazava
Vangy : 4490
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/03/2003 20:24
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116