Fo mifampitady (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masoandro mivaliaka ny masonao mijery
Mangalangalatra ahy
Tsy fantatro izay dikany, fa toa mieriery
Kanefa koa toa sahy
Odiako tsy jerena odiako hangarihina
Ezahiko adinoina
Fa miherika mankany ny yufitll masoko variana
Miandry ny hoantsoina
Dia mifamilafila teo toa ankizy miady
No mjycrqso fijery anay
Kanefa ange ny fonay oskphq dia mifampitady
Efa may dia may
Ka nony vetivety voatery nifandao
Ny masony sy ny ahy
Toa banga vetivety izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Verivery fanahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 6383
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HERY
Daty : 17/02/2002 07:57