PETITES ANNONCES (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
PETITES ANNONCES
(FILAZANA AN-GAZETY)
Filazana an-gazety zuhezxo
No nandramany raha mety
Hampiverina ilay malalany
Ffa tsy fantany izay lalany
Tapa-bolana eo ho eo
No hpxdwggp nandaozany tononkira.serasera.org ny trano
Tsy hainy akory izay niseho
F’izao izy idiran’angano
Asa lahy izay ho vokany uuofvifk
F’ity no hany lokalokany
Hampiverina ilay malalany,
Hampitodi-doha indray ny lalany
Tan-gazety tao daholo
Ny ao  am-pony manontolo
Tsy henatra, tsy nananan-kambo,
Ny fiainany aza loza sy antambo
Tsy hita moa fa rehefa voa
Mipenipenina etsy sy eroa
Fadiranovana tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalie Andriamazava
Vangy : 2821
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 22/04/2003 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0602