NANKAIZA (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NANKAIZA
Nankaiza ilay feonao
Nandrotsirotsy ny taloha
Nankaiza ’lay tsikinao
Nandravaka ny androko
Ianao namako ianao mamiko
NIhaino tononkira.serasera.org tantara n’inon’inona bgaepfsk ’zay niainako
Ianao tsy foiko teo anilako
Nandray sy nizara n’inon’inona sgcwnivs ’zay niainako
Mbola hitako ’lay endrikao
Nampisariaka rmqoit hatrany ny taloha
Mbola reko foana ’reo hiranao
Nampibaliaka lava ny androko
Eto aho malahelo mafy anao
Fa toa nilaozanao
Te hiantso ny anaranao
Fa tafasaraka
Nankaiza ilay feonao
Nandrotsirotsy ny taloha
Nankaiza ’lay tsikinao
Nandravaka ny androko
Ianao namako ianao mamiko
NIhaino tononkira.serasera.org tantara n’inon’inona bgaepfsk ’zay niainako
Ianao tsy foiko teo anilako
Nandray sy nizara n’inon’inona sgcwnivs ’zay niainako
Mbola hitako ’lay endrikao
Nampisariaka rmqoit hatrany ny taloha
Mbola reko foana ’reo hiranao
Nampibaliaka lava ny androko
Eto aho malahelo mafy anao
Fa toa nilaozanao
Te hiantso ny anaranao
Fa tafasaraka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 3198
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 22/04/2003 11:34
