FITIAVA-NAMANA (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nilaza tamiko izy fa vita hatreo
Ireo rehetra niainanareo
Sady izy hono efa leon’
Ny adiady teo,
Ka lasa izy, nanainga aninkeo

Fafao ny ranomasonao
Matokia ahy, izaho tsy iza fa namanao
Vonona hanampy anao
Hanamaivana ny olanao.

  dwetjv  Tsy misalasala manome tanana
  tononkira.serasera.org  Sarobidy ny fitiava-namana
   Sady tsy mba miavona

Hadinoy re ’reo sorisorinao
Mitsikia dia andao mjxpgcai isika hilalao
Ary ho tsapanao
Fa mbola mamy hgiyt ny fiainanao
Avelao any ny sento sy tomany
Fa ny korana no ataontsika
Mameno trano.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lalie Andriamazava
Hits : 4387
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 19/03/2003 20:24
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114