FITIAVA-NAMANA (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nilaza tamiko izy fa vita hatreo
Ireo rehetra niainanareo
Sady izy hono efa leon’
Ny nfiwo adiady teo,
Ka lasa izy, nanainga aninkeo
Fafao jymfm ny ranomasonao
Matokia ahy, izaho tsy iza fa namanao
Vonona hanampy anao
Hanamaivana ny olanao.
Tsy misalasala manome tanana
Sarobidy ny kutawzwo fitiava-namana
Sady tsy mba miavona
Hadinoy re ’reo sorisorinao
Mitsikia dia andao isika hilalao
Ary ho tsapanao
Fa mbola tononkira.serasera.org mamy ny fiainanao
Avelao any ny sento sy tomany
Fa ny korana no ataontsika
Mameno trano.
Ireo rehetra niainanareo
Sady izy hono efa leon’
Ny nfiwo adiady teo,
Ka lasa izy, nanainga aninkeo
Fafao jymfm ny ranomasonao
Matokia ahy, izaho tsy iza fa namanao
Vonona hanampy anao
Hanamaivana ny olanao.
Tsy misalasala manome tanana
Sarobidy ny kutawzwo fitiava-namana
Sady tsy mba miavona
Hadinoy re ’reo sorisorinao
Mitsikia dia andao isika hilalao
Ary ho tsapanao
Fa mbola tononkira.serasera.org mamy ny fiainanao
Avelao any ny sento sy tomany
Fa ny korana no ataontsika
Mameno trano.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 4528
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/03/2003 20:24
