Fay (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy adino ihany ve
Ilay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza hoe tia ahy
Fantaro anefa f’izaho
efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay raha mbola azoko atao
Ho tia anao
Fay, tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
ngthrmmd Ho ahy, ho ahy, ho ahy irery...
Tsaroako hoy ianao
Misy tantara anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indrindray
Manan-dalao
Fantaro anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny tononkira.serasera.org ela hanaraka anao
Mandrakizay raha
mbola azoko atao...
Fay ,tena mbola fay hezb ianao
ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
Ho ebvo ahy, ho ahy, ho ahy, ho ahy...
Ilay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza hoe tia ahy
Fantaro anefa f’izaho
efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay raha mbola azoko atao
Ho tia anao
Fay, tena mbola fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
ngthrmmd Ho ahy, ho ahy, ho ahy irery...
Tsaroako hoy ianao
Misy tantara anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indrindray
Manan-dalao
Fantaro anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny tononkira.serasera.org ela hanaraka anao
Mandrakizay raha
mbola azoko atao...
Fay ,tena mbola fay hezb ianao
ka tsy sahy mirobodroboka
Ny fonao anefa efa re midobodoboka
Ho ebvo ahy, ho ahy, ho ahy, ho ahy...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 4867
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jovany
Daty : 06/07/2006 10:07
