Tiako ianao (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy eo akaiky ianao
Tsisy mety o
’Zaho miandry lava izao
’Lay hafanana avy aminao
Mandritry ny andro aho miandry anao
Ny alina manonofy anao
Tsy haiko tononkira.serasera.org intsony izay atao
Hilazako fa

Tiako, tiako, tiako, tiako ianao

Ianao no tiako hanome,
Fitia, fitiavana be dia tsfvrie be
Ianao irery no mahay
Mampihirahira ny fanahy
Mandritry ny andro aho usod mitady anao
Ny iqru alina…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalie Andriamazava
Vangy : 4104
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lalou
Daty : 16/06/2004 02:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309