eo anilanao (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hanadino anao tsy ho haiko , raha ny foko foana no mibaiko
Satriko aza hahita anao, fa maika tena maika ny ho eo anilanao
Saingy efa ela loatra
Ilay foko no nitraotra ,tsy niotra ny ho tianao
tsy miraika tsy mba maika ny ho eo anilako ianao



Aleo aho hisaona ny anaranao
Avelao aho ho eo foana ny fitiavanao
Mora hanadinoako , hanadinoako anao oh o
Mba tsy hanantenaiko anao



Tsy hiandry valiny aho
Tsy hiandrandra tambiny aho
F’efa fantatro ankehitriny
Fa tsy miraika tsy mba miraika ny ho eo anilako ianao


Aleo aho hisaona ny anaranao
Avelao aho ho eo foana ny fitiavanao
Mora hanadinoako , hanadinoako anao oh o
Mba tsy hanantenaiko anao

eo anilanao; eo anilanao e ......


Aleo aho hisaona ny anaranao
Avelao aho ho eo foana ny fitiavanao
Mora hanadinoako , hanadinoako anao oh o
Mba tsy hanantenaiko anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalie Andriamazava
Vangy : 3679
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 21/08/2007 20:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3534