FITIAVA-NAMANA (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nilaza tamiko izy fa vita hatreo
Ireo rehetra niainanareo
Sady izy hono efa leon’
Ny dvpxjb adiady teo,
Ka lasa izy, nanainga aninkeo

Fafao ny ranomasonao
Matokia ahy, izaho tsy bbwexr iza fa namanao
Vonona hanampy anao
Hanamaivana ny olanao.

   Tsy misalasala manome tanana
   Sarobidy ny fitiava-namana
   Sady tsy mba miavona

Hadinoy re ’reo sorisorinao
Mitsikia dia andao tononkira.serasera.org isika hilalao
Ary ho fnvtehpb tsapanao
Fa mbola mamy ny fiainanao
Avelao any ny sento sy tomany
Fa ny korana no ataontsika
Mameno trano.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalie Andriamazava
Visites : 4491
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/03/2003 20:24
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011