FEO ROA (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho inontsika moa ny andro izay mandalo
Raha ny cwlpwysu rivotra mifafy no tsy hitondra kalo
Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana
Ho ankafizintsika ka tononkira.serasera.org tsy hisy fitsaharana
Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo
Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo
Izay notiavintsika ka lasa namololona
Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
Fa tonony sy feo tsy mahay misaraka
Na tsiky na tomany no miraraka
Mahavelon’aina ny hira izay hiraina
Ho inontsika moa ny andon’ny maraina
raha mitampifi hatrany hkxn ny kalo izay hiraina
Fa voqla ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
(Mpamorona: Fanja Andriamanantena -
Mpihira: Nanie sy Lalie)
Raha ny cwlpwysu rivotra mifafy no tsy hitondra kalo
Hanambatra ny nofy ho tonga hasambarana
Ho ankafizintsika ka tononkira.serasera.org tsy hisy fitsaharana
Ho inontsika moa ny ampitso raha mivazo
Raha ho maina dieny izao ireto voninkazo
Izay notiavintsika ka lasa namololona
Tsara kolokolo ka tsiriritin’olona
Fa ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
Fa tonony sy feo tsy mahay misaraka
Na tsiky na tomany no miraraka
Mahavelon’aina ny hira izay hiraina
Ho inontsika moa ny andon’ny maraina
raha mitampifi hatrany hkxn ny kalo izay hiraina
Fa voqla ianao no amiko izaho no aminao
Isika no miaraka mozika tsotra izao
(Mpamorona: Fanja Andriamanantena -
Mpihira: Nanie sy Lalie)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalie AndriamazavaHits : 5115
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 14/04/2004 23:51
