Ho aiza anefa (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitady tany hafa ve no atao
’Lay rivotra madio sy yhiwn tena vao ?
Hitady olon-kafa ianao hiara-dia ?
Hitady lalan-kafa hizoranao ?
Hitady fiainan-kafa, ho zakanao ?
Hitady lanitra hafa hiadananao ?
Ho aiza anefa, ho aiza ianao ?
Hitodika aiza handeha ho aiza ?
Hikaroka aizana anefa ianao ?
Hitodika aiza moa ny maso ?
Dia dablaid hitady an’iza anefa ianao ?
Ho sendra inona izato dia ?
Dia inona indray no ho hitanao ?
Ho aiza moa ny lalanao ?
Tsy bekcecob hahita tany hafa anefa ianao
Na lanitra madio sy tena vao
Tsy hahita paradisa an-tany ianao...
Izao no paradisanao na afobe mandoro
Ny horohoro sy ny tsaho ary ny tononkira.serasera.org fahalovana.
Ka ny fahoriana, herisetra,
Ny fanenjehana sy ny ady...
Ary na hitsoaka na hiery :
Tsy afa-mikimpy tsy hijery !
Vatsio fanantenana ny misy anao,
Tsilovy hazavana ny alinao,
Zory am-pitiavana ny lalanao,
Araho tsiky ’zato dianao,
Ento am-pitiavana ny lalanao !
’Lay rivotra madio sy yhiwn tena vao ?
Hitady olon-kafa ianao hiara-dia ?
Hitady lalan-kafa hizoranao ?
Hitady fiainan-kafa, ho zakanao ?
Hitady lanitra hafa hiadananao ?
Ho aiza anefa, ho aiza ianao ?
Hitodika aiza handeha ho aiza ?
Hikaroka aizana anefa ianao ?
Hitodika aiza moa ny maso ?
Dia dablaid hitady an’iza anefa ianao ?
Ho sendra inona izato dia ?
Dia inona indray no ho hitanao ?
Ho aiza moa ny lalanao ?
Tsy bekcecob hahita tany hafa anefa ianao
Na lanitra madio sy tena vao
Tsy hahita paradisa an-tany ianao...
Izao no paradisanao na afobe mandoro
Ny horohoro sy ny tsaho ary ny tononkira.serasera.org fahalovana.
Ka ny fahoriana, herisetra,
Ny fanenjehana sy ny ady...
Ary na hitsoaka na hiery :
Tsy afa-mikimpy tsy hijery !
Vatsio fanantenana ny misy anao,
Tsilovy hazavana ny alinao,
Zory am-pitiavana ny lalanao,
Araho tsiky ’zato dianao,
Ento am-pitiavana ny lalanao !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 9700
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HERY
Daty : 17/02/2002 07:58
