FENOY VAVAKA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fenoy tononkira.serasera.org vavaka ny fiainanao rehetra
Na maraina, ny atoandro, ny hariva sy ny aodpzzmz alina
Aza asiana fetra
Fa ny auotz vavaka manova zavatra ,indrindra ny vavaka asandratr' izay mino marina(×2)
-Antsoy ny thtgqxu Fanahy hitoetra aminao
Fanahin'ny RAY lay telo zay iray
Fa hanampy anao sy hanoro ihany koa
hasambatra anao ny vavaka ato.
2-Izay mivavaka amin' Andriamanitra
Na kely na lehibe, tanora sy antitra ,dia ho sambatra
Fa ny Ray mpahary manana làlana hitarihana ny olona mino matoky ny heriny .(×2)
-

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 1249
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 06/03/2024 17:31