HO OLOM-BAOVAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mandray ny Tompo ianao
Anio dia minoa fa ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo tphwl anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho sy tononkira.serasera.org nifona
Ho afaka e, nyiqmob ho voadio am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria elrg tian'Ilay Tompo soa
Lalao RANDRIANARISON
Anio dia minoa fa ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo tphwl anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho sy tononkira.serasera.org nifona
Ho afaka e, nyiqmob ho voadio am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria elrg tian'Ilay Tompo soa
Lalao RANDRIANARISON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 31/07/2018 09:13
