HO OLOM-BAOVAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mandray ny Tompo ianao toutfba
Anio tononkira.serasera.org dia minoa fa mnakp ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho sy nifona
Ho afaka e, ho voadio am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary bgdw meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria tian'Ilay Tompo soa
Lalao RANDRIANARISON
Anio tononkira.serasera.org dia minoa fa mnakp ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho sy nifona
Ho afaka e, ho voadio am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary bgdw meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria tian'Ilay Tompo soa
Lalao RANDRIANARISON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 1399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zeea
Daty : 31/07/2018 09:13
