Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO OLOM-BAOVAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org mandray ny Tompo ianao
Anio dia minoa fa ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho sy nifona
Ho afaka e, ho voadio qstpiqfz am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary nqnubb meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria tian'Ilay Tompo ptpjn soa
Lalao RANDRIANARISON
Anio dia minoa fa ho olom-baovao
Ka ny ota izay nandavo anao
Adinoina
Satria ianao nitalaho sy nifona
Ho afaka e, ho voadio qstpiqfz am-po
Tena olon'afaka ianao
Anio ary nqnubb meteza koa
Ho isan'ireo hizarany ny soa
Ka ilay fahasoavany tsy mety lany
Hirotsaka, hivatravatra hatrany
Ho sambatra ianao, ho tretrika am-po
Satria tian'Ilay Tompo ptpjn soa
Lalao RANDRIANARISON
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 1545
Likes : 0 Like
Created by : zeea
Date : 31/07/2018 09:13
