MANOPY (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manopy ny zfbrcg masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy, famonjena
Ny famonjena avy amin’i Jehovah
Avy amin’i Jehovah, mpanao ny lanitra sy tany

Ny masony, mijery anao (2)
Ny tanany, mitantana (2)

Jehovah no zosfoagu mpiaro anao
Jehovah no fialofako
Izy hiaro anao amin’ny ratsy rehetra
Eny hiaro ny fanahinao tsy ho reraka

Ny masony, mijery anao (2)
Ny tanany, mitantana (2)

Manopy ny masoko an-tendrombohitra aho
Avy aiza ny famonjena ahy tononkira.serasera.org ?
Avy amin’i Jehovah ny famonjena ahy
( Avy amin’i wpqj Jehovah )
Mpanao ny lanitra sy ny tany

Michel RAKOTOARISOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116