ATAOKO AHOANA (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho manana Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza xmeqxovh no misy ahy
Eo foana tononkira.serasera.org Ianao momba ahy sy miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy
Very aho angamba raha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho ffoxeb angamba raha ilaozanao
Mangina aefdq irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza xmeqxovh no misy ahy
Eo foana tononkira.serasera.org Ianao momba ahy sy miahy
Mikolokolo, mitaiza ny aram-panahy
Very aho angamba raha ialaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Solafaka an-dalàna aho raha tsy tantananao
Very aho ffoxeb angamba raha ilaozanao
Mangina aefdq irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e ny miaina raha tsy misy Anao
Lalao RANDRIANARISON
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAVangy : 2999
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Zeea
Daty : 31/07/2017 09:06
